JJB-Grand Open Mada IV : Norombahan-dRakotomaria Tsinjo ny “cash prize”
Nafana ny fifaninanana “Absolute” nandritra ny “Grand Open Mada IV”, natao teny Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Rakotomaria Tsinjo no nahazo ny ” Cash prize”. Tontosa teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, tao amin’ny Petit Palais, ny fifaninanana “Grand Open Mada IV”, taranja Jiujitsu Breziliana. Anisan’ny nampisongadina ity fifaninanana ity, ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.