Kitra – Divizionina faharoa nasionaly : Hisolo tena an’Analamanga ny Disciples FC
Ny ekipan’ny Disciples FC Espoir no voahosotra ho tompondakan’ny ligin’Analamanga tamin’ity taom-pilalaovana 2026 ity. Lasan’izy ireo ihany koa ny lelavola 2 tapitrisa Ariary avy amin’ny ligy. Izy ireo ihany koa no hiaro ny voninahitr’Analamanga any amin’ny fifanintsanana diviziona faharoa, nasionaly. Tsiahivina fa lavon’izy ireo, tamin’ny isa 1 no ho 0, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.