Tsipy kanetibe : Lasa any Frantsa ihany ny Malagasy
« Ela ny ela fa lasa ihany !» Araka ny fanambarana hita tao amin’ny pejin’ny Fédération sport boule malagasy (FSBM), omaly, nahazo taratasy fahazoan-dalana hivahiny any Frantsa ihany ny delegasionina malagasy, ny zoma lasa teo. Raha ny fanadihadiana natao, miisa enina ny mpilalao handrafitra ny delegasionina, hiaro ny voninahitr’i Madagasikara, mandritra ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.