Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

ABL-U23 : Tanjona ny hahavitan’ny klioba iray lalao 9

Niditra tamin’ny andro faha-13, ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja basikety, ho an’ny sokajy latsaky ny 23 taona. Fifaninanana izay tanterahina isaky ny faran’ny herinandro, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano. Fanamby efa napetraka hatrany am-piando­ha­na, ho an’ny ligin’Anala­manga ny basikety, ny hisian’ny lalao maro araka izay tratra, amin’ny sokajy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.