Olan’ny Jirama : Hatomboka any Antsiranana ny fanadihadiana
Ho famahana ny olana sedrain’ny orinasa Jirama, nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza. Niompanan’ izany ny mahakasika ny fanadihadiana ataon’ny depiote. Nitarika izany ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny sy ny filohan’ny Vaomiera mpanadihady mahakasika ny orinasa Jirama, Rakotoniaina Pety. Nanotrona azy ireo mpikambana ao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.