Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby – XXL Top 12  : Tsy nahazo rariny ny US Ankadifotsy

Noraisina fa tsy mitombina ny fitarainana nataon’ny US Ankadifotsy, mahakasika ny lalao nikatrohany tamin’ny FTM Manjakaray. Raha tsiahivina, nangataka izy ireo ny hanaovana fanadihadiana ny mpitsara, ny nanekena ny baolina voalaza fa voatsindry nataon’izy ireo ary ny fanasaziana ny mpitsara. Nambaran’ ny tomponandraikitry ny fifaninanana eo anivon’ny Mala­gasy Rugby fa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.