Baolina kitra – Yas Coupe 2026 : Ho fantatra anio ny ekipa roa hiatrika famaranana
Hotontosaina anio, ao amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, By-pass, ny lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, “Yas Coupe 2026”. Hiady ny tapakila ho any amin’ny famaranana, amin’izany, ny AS Ste Anne sy ny Wagner FC, ary ny FC Rouge sy ny Cosfa. Hafana ny fihaonana, anio, etsy By-pass, amin’ny lalao manasa-dalan’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.