Dr Hortensia, namoahana ombay mitady: Hita faty tany anaty haram-bato tao Ranomafana
Iray andro taorian’ny tsy fahitana ny Dr Hortensia, tovovavy 27 taona, sy nanaovana ombay mitady azy tamin’ny tambajotran-tserasera, hita faty tao amin’ny Chute Andriamamovoka, ao amin’ny faritra Ranomafana, ny vatana mangatsiakany, omaly maraina. Latsaka tany anaty haram-bato lalina, ao Ranomafana, ny tenany ka nampanano sarotra ny fakan’ny vondrona mpamonjy voina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.