Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tenisy – Davis Cup : Ao amin’ny sokajy A ny Malagasy

Nanomboka omaly ka haharitra hatramin’ny 25 jolay ho avy izao, any Congo Brazzaville, ny fifaninanana Davis Cup, sokajy lehilahy, aty amin’ny faritra Afrika, vondrona fahadimy. Araka ny fikarohana natao, omaly, mifanintsana ao amin’ny sokajy “A”, miaraka amin’i Mauritanie sy Ethiopie, i Madagasikara. Fanamby lehibe iray ho an’ny Malagasy indray ity. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.