INDRAY MIJERY
Nandray andraikitra avy hatrany ny fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Anôsy nanentana sy nanao fanadiovana faobe ny moron-dranomasina ao Ankoba Taolagnaro. Nifarimbona sy niara-nisalahy tamin’izao hetsika izao ny fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny fanatanjahantena ary ny solontena avy amin’ny kaominina Taolagnaro. Sarobidy loatra ny fahasalamana ka laharam-pahamehana ny manana tontolo iainana madio. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.