Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby – Manasa-dalana Top 12 : Vonona haka fandresena ny Uscar

Anisan’ny fihaonana goavana, andrasan’ny rehetra, ny donan’ny Uscar sy ny CEA Andranomanalina. Ho toy ny famaranana kely io kopaka io. Vonona ny hanala vela sy haka fandresena ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. “Hatreto, tsy misy mieritreritra izany Uscar izany hanao famaranana amin’ity Top 12 ity”, hoy i Berthin Zoto, mpandrindra …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.