Faritra Bongolava; Namolavola drafitra iatrehana ny afo
Notanterahina nandritra ny dimy andro, nifarana ny zoma lasa teo, tany Ampefy, ny atrikasa famolavolana ny drafitra rezionaly hiatrehana ny vanim-potoan’ny afo 2026 -2027 ho an’ny faritra Bongolava. Nitondra ny tohana ara-teknika sy ny fahaiza-manaony amin’ny famolavolana izany ny BNGRC, ho fanamafisana ny fandrindrana sy ny fandraisana andraikitr’ireo mpiantsehatra rehetra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.