Foibem-panadinana LMA : Mpiadina 761 niatrika ny adina ara-panatanjahantena, “théorie”
Nikatona tanteraka, omaly, ny fanadinana bakalorea ho an’ny fampianarana ankapobeny, raha mbola hiatrika ny dingana faharoa ny sampana teknika sy teknolojia mandritra ny hefarana, manomboka ny alatsinainy 27 jolay ho avy izao. Omaly no niatrika ny taranja Sciences économiques et sociales (SES) ny mpiadina bakalorea ho an’ny sokajy L, S …
No comments yet. Be the first to add a perspective.