Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Varotra fanafody tsy ara-dalàna: Nidina ifotony ireo tomponandraikitra

Ho fiarovana ny fahasalaman’ny vahoaka, notanterahina nandritra ny tsena Sabotsy, tao Ankadinondry, ny hetsika fanafoanana ny varotra fanafody ankalamanjana. Niara-ni­entana, tamin’izany, ny mpiasan’ny fahasalamana, ny kaominina ary ny Zandari­mariam-pirenena. Taorian’ny fampitandremana nomena ireo mpivarotra voakasika izany, herinandro mialoha, nidina ifotony ireo tomponandraikitra nijery sy nandray fepetra tamin’ireo izay mbola minia …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.