Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Polisim-pirenena : Napetraka ny paikady aha­fahana manakaiky vahoaka

“Tsy mijanona fotsiny ho fitarainana ny paositry ny polisy fa natao ho fototra hanorenana ny fifampitokisana eo amin’ny vahoaka sy ny polisy. Sehatra ifampiresahana ahafahana mamantatra mialoha ireo olana miteraka tsy fandriampahalemana izy ireny”, hoy ny minisitry ny Filaminam-bahoaka. Misokatra ho an’ny rehetra, ho fitorohana sy fitarainana ary fampitam-baovao amin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.