Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Ateltisma – Mada 2026 : Hifantenana izay hanao JIOI

Nambaran-dRandriamahazo Norolalao, filohan’ny Fede­rasionina malagasin’ny atletisma (FMA) tamin’ny mpanao gazety, teny amin’ny Kianja Alarobia, ny zoma lasa teo, fa hotanterahina ny 31 jolay – 2 aogositra ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny. Ny 7 – 9 aogositra kosa ny an’ny sokajy rehetra. Hanana ny lanjany lehibe izany satria hifantenana izay …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.