Tenisy – “Davis Cup” : Tafakatra amin’ny vondrona fahefatra ny Malagasy
« Tanteraka ny fanamby! » Tafita ao amin’ny vondrona fahefatra amin’ny fifanintsanana Davis Cup aty amin’ny faritr’i Afrika ny ekipam-pirenena malagasy. Nahazoan’izy ireo izany ny fandresena, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny ekipa nasionalin’i Gabon. Raha hiverenana kely ny fifanandrinan’ny roa tonta, somary sahirana teo amin’ny fihaonana voalohany ny Malagasy, rehefa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.