Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Baolina kitra – “Yas Coupe 2026”: Solontenan’i Madagasikara ho any Afrika ny FC Rouge

Fantatra fa ny ekipan’ny FC Rouge no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, ho an’ireo klioba. Resin’izy ireo tamin’ny famaranana ny ekipan’ny AS Ste Anne. Ny ekipan’ny FC Rouge izany no hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, “Coupe de la confédération Caf …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.