Rugby – XXL Top 12: Hanao famaranana ny Cosfa sy ny Uscar
“ Adin’ny samy boaty !” Ny ekipan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, Uscar sy ny an’ny miaramila, Cosfa no tafita hiatrika ny lalao famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, “XXL Top 12”. Raha hiverenana kely ny manasa-dalana rehetra teny Andohatapenaka, ny alahady teo. Ny ekipan’ny Cosfa nandavo ny FTM Manjakaray, tompondaka farany, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.