Tsipy kanetibe – Mondial Junior: Nanainga omaly ny ekipa malagasy
Nihazo an’i Espagne, omaly, ny ekipam-pirenena malagasy sokajy “junior”, taranja tsipy kanetibe. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, tanterahina ao amin’ny Kianja Santa Suzana, ny 30 jolay ka hatramin’ny 2 aogositra ho avy izao, izy ireo. Efatra mianadahy no hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity dia i Anjara sy i Nomena …
No comments yet. Be the first to add a perspective.