Randrianarisoa Rijamanitra: Hotantaraina an-tsehatra ny 30 taona nandihizany
Homarihina amin’ny seho ny niangalian-dRandrianarisoa Rijamanitra ny taranja dihy, nandritra ny 30 taona sy 25 taona nitsanganan’ny “Dih’Art Madagascar”. Ny alahady 2 aogositra izao no hanaovana izany, eny amin’ny CCI Ivato. Tsy ho avelan-dRandrianarisoa Rijamanitra handalo fotsiny ny fankalazana ny faha-30 taona nandihizany sy ny faha-25 taona nitsanganan’ny “Dih’Art Madagascar”, sekoly mampianatra mandihy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.