Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fikaonandoha : Manohana ny FFKM ara-teknika ny fanjakana

Notanterahina tao Tsiroa­nomandidy ny lanonana fa­metrahana amin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana ao Bon­go­lava. Nanome toromarika ho an’ny rehetra ny minisitra mi­sahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. Nambarany fa tohanan’ny minisitera amin’ny lafiny teknika ny FFKM amin’ny hana­tanterahana ny fikaonandoham-pirenena. Anisan’ny andraikitry ny talem-paritra misahana ny Fanavaozana, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.