Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Ady amin’ny VIH sy ny SDSR: Mandray anjara ny depiote

Efa mijoro ny tambajotra parlemantera ho an’ny rariny ara-pananahana eny amin’ny Antenimie­rampirenena. Andraikitry ny depiote, rahateo, ny manao lalàna sy manatsara ny lalàna efa misy, ka andrasana aorian’ny atrikasa ny fanavaozana ny lalàna momba ny VIH/ Sida, araka ny nambaran’ny filohan’ny tambajotra, Dr Rajaobelina Lova. Ankoatra izay, manao adisisika amin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.