Fifaninanana afrikanina : Mikasa haka mpilalao hanatevina azy ny FC Rouge
Klioba hisolo tena an’i Madagasikara any amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ireo klioba, “Coupe de la Confédération Caf”, ny FC Rouge. Araka ny fanadihadiana natao tamin’ny mpanazatra an’ity ekipa ity, Ratolojanahary Fenosoa na ny Coach Feno, omaly, mikasa haka mpilalao miisa fito na valo eo hanatevina azy ireo any …
No comments yet. Be the first to add a perspective.