Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Pentathlon moderne – Mada 2026 : Hatao any Antsirabe ny fifaninanam-pirenena

Hontanterahina ny sabotsy 1 aogositra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Pentathlon moderne. Handray izany ny faritra Vakinankaratra ka ha­tao ao amin’ny Kianja Lycée André Resampa Antsirabe ny fifaninanana. Araka ny nambaran’i Harimalala Poun, filoha lefitry ny Federasionina, somary natoritory ny Penthat­lon tao ho ao fa efa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.