Taranja bisikileta : Misongadina atsy Maurice i Houlder Mohamed
Malagasy mpiangaly bisikileta nalain’ny klioba Faucon Flacq SC – KFC Maurice tamin’ity taona ity, i Houlder Fitahiantsoa Mohamed. Misongadina tanteraka izy any an-toerana, ankehitriny. Araka ny fanadihadiana natao sy ny vaovao navoakan’io klioba io, omaly, nahazo ny laharana faharoa tamin’ny fifaninanana Moka Rangers Challenge, ity Malagasy mpilaravinahitra ity. Nambaran’ity farany …
No comments yet. Be the first to add a perspective.