SOMBIM-BAOVAO
Nahatratra 100 mahery ireo mpifaninana tamin’ny lalao hazakazaka am-bisikileta nokarakarain’ny ligin’ Analamanga, mitondra ny anarana hoe: «Rodorodon’I arivo ». Hetsika notontosaina ny alahady teo, niainga teo Andohatapenaka hatrany Ambohitrimanjaka. Tamin’ity andiany fahadimy ity, azon’i Bienvenue ny laharana voalohany. Miatrika fampivondronana eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny ekipa malagasy latsaky ny 18 …
No comments yet. Be the first to add a perspective.