Basikety-Mada U14 : Ekipa 48 lahy sy 41 vavy hifaninana eto Analamanga
Hotanterahina eto Analamanga, ny 1 hatramin’ny 9 aogositra izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy latsaky ny 14 taona, lahy sy vavy. Ekipa 48 lahy sy 41 vavy no hifaninana amin’izany. Kianja 3 eto Antananarivo dia ny eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina sy Kianja Barea eo ivelany roa no handraisana ny fifaninanana nasionaly U14, raha …
No comments yet. Be the first to add a perspective.