INDRAY MIJERY
Fanjarian-tsakafo ho an’ny zaza madinika ny lohahevitra iompanan’ny fivoriana hotanterahin’ny mpitsabo manokana ny kilonga, ho an’ity taona ity. I Toliara no handray an’izany. Ahitana mpiasan’ny fahasalamana handray anjara amin’ny fiofanana, fizarana traikefa sy voka-pikarohana samihafa, ny 6 sy 7 aogositra ho avy izao. “Olona 90 000 no mitondra ny tsimokaretina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.