INDRAY MIJERY
Notanterahina tao Antsirabe, ny 21 ka hatramin’ny 23 jolay lasa teo, ny atrikasa fanavaozana sy fanatsarana ireo Référentiels ho an’ny asa « machiniste en conféction » sy « maintenancier en machine à coudre industrielle ». Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny Unesco, amin’ny alalan’ny tetikasa Bear …
No comments yet. Be the first to add a perspective.