Ady amin’ny herisetra : Hitondrana hafatra ny zavakanto
Tsy natao ho fialamboly sy fanehoana talenta fotsiny ny zavakanto (teatra, slam, mozika, dihy…) fa azo ampiasaina hitondra hafatra hiteraka fiovana toe-tsaina sy fiovam-pihetsika eny anivon’ny fiarahamonina ihany koa. Nisafidy ny hitrandraka ny zavakanto ho fitaovam-panentanana hiadiana amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy (VBG), hampijoroana ny zon’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.