CFME andiany faha-10 : Hifantoka amin’ny fampananana asa ny tanora
Hotanterahina ny 4 ka hatramin’ny 8 aogositra, eto Antananarivo, ny andiany faha-10 amin’ny «Carrefour de la formation, des métiers et de l’emploi (CFME)». Hetsika karakarain’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT). Lohahevitra amin’ity taona ity ny hoe «Ta réussite à portée de main» (Manakaiky anao ny fahombiazanao)». Hisy fihaonambe sy atrikasa ao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.