Kitra – Divizionina faharoa : Hifanintsana any Mahajanga ny solontenan’Analamanga
Hatao ny 5 hatramin’ny 15 aogositra ho avy izao ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, divizionina faharoa nasionaly (D2 Nasionaly). Ahitana ekipa 24 ny mpifaninana ary nozaraina vondrona enina, misy ekipa efatra avy, izy ireo. Any amin’ny faritr’i Mahajanga, sokajy A, ny solontenan’ny ligin’Analamanga, Disciples FC Espoir, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.