Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Manala azy »- Olombelo Ricky: Efa fihaonamben’ny mpankafy

Tontosa soa aman-tsara. Nantsoina ka nanohina ireo mpankafy. Mitoetra ho kolontsaina ny « Manala azy ». Tsy foana fa nahemotra ny seho. Tsy nampihemotra ireo mpankafy ny « Manala azy » izany, ka vory lanona indray ny rehetra ny tolakandron’ny sabotsy teo, tetsy Antsahamanitra. Mety nisy avy nanala fanadinana ve tao ? Tsy fantatra. Ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.