Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fanatanjahantena : Misaona ny rugby sy ny kitra

Tatoavan-draho-mainty amin’izao fotoana izao, ny tontolon’ny fanatanjahantena ma­lagasy. Taranja roa malaza eto Madagasikara no misaona dia ny rugby sy ny baolina kitra amin’ny torapasika (beach soccer). Ho an’ny baolina lavalava, fantatra fa nindaosin’ny fahafatesana omaly, i Bienvenu (Tsiliva). Mpila­laon’ny FTM Manjakaray avy eo Uscar ary niasa tao amin’ny kaominina Antananarivo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.