Viviane Rahariniraina: Namoaka boky hakana lesona sy fanazaran-tena
Fanitelony amin’ny boky navoakan’i Viviane Rahariniraina ny « Je ne poursuis pas, je me choisis ». Misy fitarihana, fanazaran-tena ary fampironana amin’ny maha boky fampandrosoana ny tena azy izany. Lesona zato sy fanazaran-tena zato. Izay no noraketin’i Viviane Raharinaina anatin’ilay bokiny, “Je ne poursuis pas, je me choisis”. Hampahafantarina ho an’ny besinimaro, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.