Fampianarana ambony : Miantoka ny kalitaon’ny fampianarana ny rafitra HAE
Natao, omaly, tetsy amin’ ny Mesupres Fiadanana, ny fampahafantarana sy fampiofanana momba ny sehatra niomerika “Habilitation”, “Accréditation” ary “Équivalence” HAE. Niarahana tamin’ireo tomponandraikitry ny toeram-pampianarana ambaratonga ambony miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana izany. Miisa 546 ireo antontan-taratasy voaray hatramin’ny 10 jolay 2026, raha manodidina ny 250 kosa ireo antontan-taratasy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.