Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Vallée de l’est : Mitohy ny fanadiovana ao Masay

Fotoanan’ny maintany toy izao no anaovana ny fanadio­vana ireo karazana lakandrano hahafahana miatrika ny fahavaratra. Manohy ny asa ny Apipa ka mizara ho ekipa maro­maro ny mpiasa. Tanjona ny hahafahana manatanteraka asa amin’ny toerana maro indray mandeha. Ny iray amin’ireo ekipa dia miasa eny Masay, manohy ny fanadiovana ny Vallée …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.