Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina manomboka anio ka hatramin’ny 15 aogositra, ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena D2 National, taranja baolina kitra lehilahy sy ny fifaninanam-pirenena sokajy vehivavy. Kianja enina no handray izany dia ny any Antalaha, Ambatondrazaka, Mahajanga, Tsiroanomandidy, Antsirabe ary Ihosy. Ao amin’ny vondrona “B” ny Akio-n’i Madagasikara, eo amin’ny fiadiana ny ho …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.