Afrobasket – U18 lehilahy : Hidona amin’i Gabon ny Ankoay
Hanomboka anio alarobia, any Abidjan Côte d’Ivoire, ny andiany faha-25 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Afrobasket”, sokajy U18 lahy sy vavy. Ho an’i Madagasikara, handray anjara amin’ny lehilahy ny Ankoay. Hisantatatra ny fihaonana amin’ity andro voalohany ity izy ireo ka hifanandrina amin’i Gabon, ao amin’ny vondrona “B”. Hifandona amin’i …
No comments yet. Be the first to add a perspective.