SOMBIM-BAOVAO
Hatao anio any amin’ny foiben’ny Caf ao Egypte, ny antsapaka hahalalana izay ekipa hifanandrina eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “ligue des champions” sy ny amboaran’ny kaonfederasiona “coupe de la Caf”, taranja baolina kitra. Ho fantatra eo izany izay ho mpifanandrina amin’ny CFFA sy ny FC Rouge. Misongadina ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.