Baolina kitra : Naka «renfort» 6 ny CFFA
Ho fiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, naka mpilalao miisa 6 hanatevina azy ireo ny CFFA Andoharanofotsy, tompondakan’i Madagasikara. Mpilalao efatra avy amin’ny Disciples FC Vakinankaratra dia i Rado sy i Fabrice miampy an’i Tendry sy i Andy. Roa avy amin’ny Elgeco Plus dia i Fitahiana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.