Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Afrobasket U18, zazalahy : Nandresy an’i Gabon tamin’ny mokafohy ny Ankoay

Na sarotra aza, nivoaka ho mpandresy ihany ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny fanombohan’ny «Afrobasket », sokajy U18, zazalahy. Lavon’izy ireo tamin’ny mokafohy, tany amin’ny segondra farany ry zareo Gaboney. Nivoaka sempotra vao nahazo fandresena ny Ankoay Madagasikara, nanoloana ny Panthères-n’i Gabon, teo amin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.