Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby – Trophy Barthès: Tsy tonga ny Makis sy i Côte d’Ivoire

Hanomboka anio, any Kampala Ouganda, ny fiadiana ny Trophy Barthès, taranja rugby, sokajy “junior”. Tsy anisan’ireo handray anjara amin’izany ny Makis Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, izay ao anatin’ny “First division” (D1). Raha ho an’ny Malagasy, ny tsy fisian’ny saran-dalana, ny antony tsy nahafahana nandeha. Araka ny fanadihadiana natao, …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.