Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

METFP : Mila ainga vao ny fampianarana teknika

Hotanterahina any Maha­janga, ny 11 aogositra, ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fihaonambe ho fanavaozana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa. Sehatra iray hifanakalozan’ny mpampianatra sy orinasa ary mpandraharaha indrindra ny mpianatra izany. Tanjona ny iarahana manorina ny ho avy mivoatra kokoa amin’ny sehatry ny ara-teknika sy fanofanana arakasa …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.