INDRAY MIJERY
Tokony hanatona tobim-pahasalamana avy hatrany raha misy tazo mahery, hoditra misy fery na mamorifotra, maso mena, kohaka na soritr’aretina hafa mampiahiahy fa mety ho kitrotro. Tokony hanaraka ny torohevitra omen’ny mpiasan’ny fahasalamana. Tokony ho antoka fa manaraka ny fandaharam-potoanan’ny vaksiny ny ankizy. Nandray fepetra avy hatrany ny tompon’andraikitry ny BNGRC …
No comments yet. Be the first to add a perspective.