Kaonseritra Asandrato: Antoko mpihira telo hidera an’Andriamanitra
Fankalazana telo sosona no hotanterahina ny sabotsy 15 aogositra ho avy izao, ao amin’ny efitrano Havoria Anosy. Eo ny taon-jobily volafotsy (50 taona) ny Sampana Tanora Kristianina (STK) Tia FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro. Ny faha-35 taona namoronan’Atoa Razafindrazaka Handrisoa, hira fiderana tao amin’ny antoko mpihira Anjomaran’ny Fitiavana, FJKM Tranovato Fitiavana …
No comments yet. Be the first to add a perspective.