Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Atletisma – Mada 2026: Tsy nisy ny zava-bita montsana

Nifarana ny alahady lasa teo, teny amin’ny kianja Ala­robia, ny fifaninanam-pirenena taranja atletisma, sokajy rehetra. Tsy nisy ny fe-potoana vaovao montsana saingy nisongadina ireo atleta vao nisondrotra. Teo amin’ny vokatra, norombahin’ny ligin’ Analamanga, ny voalohany ho an’ny fandrombahana ny me­daly volamena. Saika nisongadinan’ny atletan’izy ireo avokoa ny ankamaroan’ireo “épreuves” nifaninanana. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.