SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio, any Maputo renivohitr’i Mozambique ny fiadiana ny ho tompondaka ho an’ny tapany atsimon’i Afrika, taranja tenisy, sokajy U12 lahy sy vavy. Enina mianadahy ireo hiaro ny voninahi-pirenena ka telo lahy ary telo vavy. Mitarika azy ireo sady kapitenin’ny ekipa malagasy, i Aina Rafolo. Nanapa-kevitra ny filohan’ny UBMT, taranja …
No comments yet. Be the first to add a perspective.