ASIEF : Tsy mihemotra ny fifaninanam-pirenena
Niravona ny savorovoro niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ireo mpiasam-panjakana mpanao fanatanjahantena, ny amin’ny fifidianana filohan’ny Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires). Tapaky ny rehetra fa notazomina ny daty hanatontosana ny fifaninanam-pirenena, hotanterahina any Manakara ny 17 – 29 aogositra ho avy izao. Ankoatra izay, haverina ny fifidianana izay …
No comments yet. Be the first to add a perspective.